plt_tn/gen/31/48.md

24 lines
904 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ity antontam-bato ity no vavolombelona amintsika
Tsy tena mitazona fanekena tahaka ny olona ireo vato. DH: "Ho fampatsiahivana amiko sy aminao ity antontam-bato ity''
# Galeda
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana Galeda dia midika hoe'antontam-panekena' amin'ny fitenin'i Jakoba.'' Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:45.
# Mizpa
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Mizpa dia midika 'tilikambom-pitazanana.'''
# rehefa tsy mifankahita isika
Eto ny ''tsy mifankahita'' dia ilazana ny tsy fifanatrehan'ny roa tonta. DH: "rehefa tsy miaraka intsony isika''
# na dia tsy misy olona hafa aza eto amintsika
Eto ny ''..tsika'' dia ilazana an'i Labana sy Jakoba. DH: "Na dia tsy misy olon-kafa mahita antsika aza''
# indro
''tadidio.'' Izany dia manampy hanindrina izay holazaina manaraka.