plt_tn/gen/30/35.md

20 lines
396 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay sadika sy sada
''izay misy sadika sy sada''
# izay pentipentina sy sada
''izay misy sada''
# ny rehetra izay nisy fotsy taminy
''ny osy rehetra izay misy fotsy aminy''
# ary ireo mainty rehetra teo amin'ireo ondry
''ary ireo ondry mainty rehetra''
# nanome ireo ho eo an-tanan'ireo
Eto ny ''tanana'' milaza ny fisahanana na ny fikarakarana. DH: "Nampikarakarainy ny zanany ireo''