plt_tn/gen/29/15.md

16 lines
839 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tokony hanompo ahy maimaim-poana ... havako?
Nampiasa izany fanontaniana izany i Labana mba hanindrina fa tokony handoa vola amin'i Jakoba izy tamin'ny fanaovany ny asany. Azo atao fanambarana izany fanontaniana izany. Afaka atao ihany koa izany hoe: DH: "rariny tokoa raha handoa vola any aminao aho tamin'ny fanaovanao ny asa ho ahy na dia havako aza ianao.
# ary Labana nanana zanaka roa vavy
Ny teny ''ary'' eto dia nampiasaina hanamarihana ny fiovana eo amin'ny tantara mankany amin'ny fampahafantarana fototra mahakasika ireo zanaka vavin'i Labana.
# Lea dia nalefa-pijery
Ireo mety ho heviny dia 1) ''nahafinaritra ny fijery ny mason'i Lea'' na 2) ''marin-drano (mitovy tantana) ny mason'i Lea''
# Jakoba dia tia an'i Rahely
Eto ny teny hoe ''tia'' dia ilazana ny fifanintonan'ny fo eo amin'ny lehilahy sy vehivavy iray.