plt_tn/gen/25/13.md

12 lines
579 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo avy no zanaka lahin'Ismaela, ary ireo ny anaran'izy ireo, araka ny tanànany, sy ny toby misy azy ireo; andriana roa ambin'ny folo araka ny fokon'izy ireo
Afaka zaraina ho fehezan-teny roa izany. "Ireo no anaran'ireo roa ambin'ny folo lahy zanak'i Ismaela. Izy ireo dia nitarika ireo foko izay nampitondraina ny anaran'izy ireo, samy nanana ny tanànany sy ny tobiny avy izy ireo"
# roa ambin'ny folo
"12"
# andriana
Eto ny teny hoe "andrian-dahy" dia midika fa ireo lehilahy ireo dia mpitarika sy mpanapaka ireo foko; tsy midika izany fa zanaka mpanjaka izy ireo.