plt_tn/gen/24/19.md

12 lines
311 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hisintomako rano
"haka rano aho"
# Koa nahidiny faingana ary noritrainy ny rano tao anaty sininy
"Malaky tokoa ny nandritrainy / nandrarahany ny rano tao anaty sininy"
# tavy fisotroana
"ilay tavy fisotroanan'ireo 'biby'"(UDB). Ny tavy fisotroana dia fitoeran-drano hasiana ny rano ho sotroin'ireo biby.