plt_tn/gen/19/14.md

28 lines
885 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nandeha Lota
"koa dia nandao ny tranony i Lota"
# ireo vinanto lahiny, ireo lehilahy izay efa nampanantena hanambady ireo zanany vavy
vinanto, ireo lehilahy izay efa nampanantena hanambady ireo zanany vavy - Ny andian-teny hoe: "ireo lehilahy izay efa nampanantena hanambady ireo zanany vavy" eto dia manazava ny dikan'ny hoe: "vinanto lahiny". DH: "ireo lehilahy izay hanambady ireo zanany vavy" na "ny ''fofombadin'ireo zanany vavy"
# Vao mangiran-dratsy
"Mialoha kelin'ny hiposahan'ny masoandro"
# Mandehana
"mandehana ankehitriny"
# tsy ho voaringana koa ianao amin'ny famaizana ny tanàna
Azo atao izany hoe: DH: "mba tsy haringan'i Yaveh koa ianao raha manasazy ny olon'ity tanàna ity Izy"
# tsy ho voafaoka amin'ny famaizana
Lazaina toy ny fifahona vovoka ny fandringanan'Andriamanitra ny olon'ny tanàna.
# ny tanàna
Eto ny "ny tanàna" dia ilazana ny olona.