plt_tn/gen/19/04.md

24 lines
726 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# talohan'ny natorian'izy ireo
"talohan'ny natorian'ireo olona tao an-tranon'i Lota teo am-pandriana"
# ireo lehilahin'ny tanàna, ireo lehilahin'i Sodoma
"ireo lehilahin'ny tanàna, izay, lehilahin'i Sodoma" na fotsiny hoe: "ireo lehilahin'ny tanànan'i Sodoma"
# ny trano
"ny tranon'i Lota"
# ny tanora sy ny antitra
"ny tanora hatramin'ny antitra." Ny heviny dia "ireo lehilahy amin'ny sala-taona rehetra" ary ilazana ireo lehilahin'i Sodoma izay nanodidina ny tranon'i Lota.
# izay tonga tato aminao
"izay nankao an-tranonao"
# miara-mandry amin'izy ireo
"manao firaisana ara-nofo amin'izy ireo." Mety manana fomba filaza mihaja hitenenana izany ny fiteninao. DH: "mahalala azy ireo manokana na ara-pananahana"