plt_tn/gen/19/01.md

44 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo anjely anankiroa
Ny Genesisy 18 dia milaza fa lehilahy roa ny nankany Sodoma. Eto isika dia mahafantatra fa anjely tokoa izy ireo.
# ilay vavahadin'ny Sodoma
"ny fidirana ao amin'ny tanànan'i Sodoma." Misy manda manodidina ny tanàna, ary tsy maintsy mandeha amin'ny vavahady ny olona vao tafiditra ao. Toerana manan-danja amin'ny tanàna izany. Ny olona manana ny maha izy azy no matetika mijanona eo.
# nampiankohoka ny tavany tamin'ny tany
Nanao ny lohaliny tamin'ny tany ary nampikasika ny andriny sy ny orony tamin'ny tany.
# ianareo Tompoko
Fomba fanajan'i Lota an'ireo anjely izany.
# miangavy anareo re aho mba hivily ao an-tranon'ny mpanomponareo
"Mba tongava re ka mitoera ao an-tranon'ny mpanomponareo"
# ny tranon'ny mpanomponareo
Manao ny tenany ho toy ny mpanompo i Lota mba hanehoana fanajana.
# sasao ny tongotrareo
Tian'ny olona ny manasa ny tongotr'izy ireo ao aorian'ny dia.
# mifoha vao mangiran-dratsy
"hifoha aloha"
# handany ny alina ... izahay
Raha nilaza izany ireo anjely roa, dia nilaza ny tenan'izy ireo ihany, fa tsy i Lota. Izy roa dia niomana ny handany ny alina eo an-kianja. Ny fiteny sasany mety ampiasa ny "izahay" eto.
# kianjan'ny tanàna
Toerana an-kalamanjana ao tanàna natao ho an'ny olona tsy an-kanavanaka izany.
# niaraka taminy izy ireo
"nihodina ka niaraka taminy izy ireo"