plt_tn/gen/16/11.md

44 lines
982 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ilay anjelin'i Yaveh
Jereo ny fanamarihana ambany pejin'ity andian-teny ity ao amin'ny 16:7
# Indro
"Mihainoa" na "henoy izao"
# hiteraka zaza lahy
"hiteraka zaza lahy"
# ny anarany dia hataonao hoe
"antsoinao hoe." Ny teny hoe "ianao" dia ilazana an'i Hagara.
# Ismaela, satria nandre Yaveh
Ireo mpandika teny dia mety hanampy fanamarihana ambany pejy izay milaza hoe: "Ny anarana hoe Ismaela dia midika hoe' nihaino an'Andriamanitra.'"
# fahoriana
Nampahoriana tamin'ny fahoriana sy ny nampilajiana.
# Ho boriky dian'ny olona izy
Tsy fitenenan-dratsy izany. Ny mety ho heviny dia ho lasa mahaleo tena i Ismaela ary hatanjaka tahaka ny boriky dia. DH: "Ho tahaka ny boriky dia eo amin'ireo olona izy"
# Handrafy ny olona rehetra izy
"Ho fahavalon'ny olona rehetra izy"
# ny olona rehetra hirafy aminy
"ho fahavalony ny olona rehetra"
# honina lavitry ny
Mety hidika koa izany hoe: "hiaina amin'ny fandrafiana izy."
# ireo rahalahy
"havana" na "fianakaviana"