plt_tn/gen/16/01.md

28 lines
732 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Amin'ny teny Anglisy dia ampiasaina izany teny izany mba hampidirana fizaran-tantara vaovao sy fampahafantarana fototra mahakasika an'i Saray.
# mpanompo vavy
"andevo vavy." Izany karazana andevo izany dia hanampy ny vehivavy amin'ny tokantrano.
# amin'ny fananan-janaka
"amin'ny fiterahana zaza"
# hahazoako zanaka avy aminy
"avy aminy no hanorenako ny ankohonako"
# Nihaino ny feon'i Saray i Abrama
"Nanao izay nolazain'i Saray Abrama"
# nijery ny tompo vaviny tamin'ny fanamavoana
"nanao tsinontsinona ny tompo vaviny" na "nihevitra izy fa sarobidy kokoa nohon'ny tompo vaviny"
# ny tompo vaviny
Eto izany dia ilazana an'i Saray. Ny tompo vavy dia manana fahefana amin'ny andevony. DH: "ny tompony" na "Saray"