plt_tn/gen/03/04.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ianareo... ianareo...anareo... ianareo
ireo teny ireo dia ilazana ilay lehilahy sy ilay vehivavy izay anankiroa na mihoatra ny iray.
# dia hahiratra ny masonareo
"dia hisokatra ny masonareo." Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "hahafantatra zavatra ianareo" na "hahatakatra zavatra vaovao ianareo." Voalaza mazava izany hevitra izany. DH: "ho tahaka ny misokatra ny masonareo"(UDB)
# mahalala ny tsara sy ny ratsy
Eto "ny tsara sy ny ratsy" dia hevitra am-badika izay ilazana ny faratapony sy ny zavatra rehetra eo anelanelany. Jereo ny nandikanao ny hoe: "fahalalana ny tsara sy ny ratsy" ao amin'ny 2:9. DH: "mahalala ny zavatra rehetra, ny tsara sy ny ratsy"
# nahafinaritra ny maso izany
"mahafinaritra raha jerena ilay hazo" na "tsara ny mijery izany" na "tena tsara be izany" (UDB)
# ary ilay hazo dia nampitsiriritra fa mampahendry
"ary niriany ny voan'ilay hazo satria izany dia mahatonga ho olon-kendry" na "ary naniry ny voan'izany izy satria afaka hahatonga azy hahatakatra ny tsara sy ny ratsy toa an'Andriamanitra izany"