28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Manomboka izao
|
||
|
|
||
|
Azo atao koa hoe "Farany" na "Eto am-pamaranana ity taratasy ity."
|
||
|
|
||
|
# aoka tsy hisy hanadala ahy
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany dia 1) Mandidy ireo Galatiana mba tsy hanadala azy i Paoly, "Mandidy anareo izao aho: aza manadala ahy," na 2) Milaza amin'ireo Galatiana izy fa mandidy ny olona rehetra mba tsy hanadala Azy: "Mandidy ny olona rehetra izao aho: Aza manadala ahy," na 3) Maneho faniriana i paoly: "Tsy tiako hisy hanadala ahy."
|
||
|
|
||
|
# hanadala ahy
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany dia 1) "hiresaka amiko momba ireo zavatra ireo" na 2) "hahatonga zava-tsarotra amiko" na "hanome asa mafy ho ahy"
|
||
|
|
||
|
# fa mitondra ireo marik'i Jesosy eo amin'ny vatako aho
|
||
|
|
||
|
"Misy fery efa sitrana eo amin'ny vatako nohon'ny fanompoako an'i Jesosy" na "mbola manana ny marik'ireo fery sitrana eo amin'ny vatako aho satria an'i Kristy"
|
||
|
|
||
|
# marik'i
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany dia 1) holatra avy tamin'ny fery niaretan'ny miaramila iray tamin'ny ady na mpanompo nanao asa loza be na 2) marika famantarana ny andevo.
|
||
|
|
||
|
# Ho amin'ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika
|
||
|
|
||
|
"Mivavaka aho mba ho tsara amin'ny fanahinareo ny Tompo Jesosy"
|
||
|
|
||
|
# rahalahy
|
||
|
|
||
|
Adikao araka ny ao amin'ny 1:1.
|