44 lines
1.4 KiB
Markdown
44 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Paoly sy ireo izay manohitra ny famorana ny Kristiana. Mety ho ampidiriny ao anatin'izany ireo Galatiana.
|
||
|
|
||
|
# Fa
|
||
|
|
||
|
"Satria"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny finoana, no hiandrasantsika fatratra ny fanantenana ny fahamarinana
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany dia 1) "Miandry ny fanantenana ny fahamarinana amin'ny finoana isika" na 2) ''miandry ny fanantenana ny fahamarinana izy tonga amin'ny alalan'ny finoana isika."
|
||
|
|
||
|
# no hiandrasantsika fatratra ny fanantenana ny fahamarinana
|
||
|
|
||
|
"miandry am-paharetana sy am-pientanam-po an'Andriamanitra hanamarina antsika eo aminy mandrakizay isika, ary manantena Azy hanao izany"
|
||
|
|
||
|
# na voafora na tsy voafora
|
||
|
|
||
|
Fomba ilazana ny Jiosy na ny tsy Jiosy io. DH: "na ny Jiosy na ny tsy Jiosy"
|
||
|
|
||
|
# fa ny finoana miasa amin'ny fitiavana ihany
|
||
|
|
||
|
"fa kosa, Andriamanitra dia miahy ny amin'ny finoantsika Azy, izay asehontsika amin'ny fitiavana ny hafa"
|
||
|
|
||
|
# tsy midika na inona na inona
|
||
|
|
||
|
"tsy misy dikany"
|
||
|
|
||
|
# nihazakazaka tsara ianareo
|
||
|
|
||
|
"Nampihatra izay nampianarin'i Jesosy ianareo"
|
||
|
|
||
|
# Izany fandresen-dahatra izany dia tsy avy aminy ilay niantso anareo
|
||
|
|
||
|
"Ilay mandresy lahatra anareo mba hanao izany, dia tsy Andriamanitra, ilay iray izay miantso anareo"
|
||
|
|
||
|
# ilay niantso anareo
|
||
|
|
||
|
Azo atao mazava kokoa ilay hiantsoany azy ireo. DH: "ilay iray izay miantso anareo ho olony"
|
||
|
|
||
|
# fandresen-dahatra
|
||
|
|
||
|
Ny mandresy lahatra olona iray dia manova izay hinoany mba hiasany amin'ny fomba hafa.
|