12 lines
517 B
Markdown
12 lines
517 B
Markdown
|
# Dia hoy aho tamin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Dia hoy aho tamin'ireo manam-boninahitry ny fisoronana roa ambin'ny folo"
|
||
|
|
||
|
# mandra-pandanjanareo izany eo anatrehan'ny manam-boninahitry ny fisoronana, Levita, ary ireo mpitarika
|
||
|
|
||
|
Rehefa tonga tany Jerosalema izy ireo, dia nandanja ny volafotsy, volamena, ary ny varahina mba hanehoana fa tsy naka tamin'izany ho azy izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# ireo mpisorona sy ireo Levita
|
||
|
|
||
|
Araka ny lalàn'i Mosesy, ny fokon'i Levy dia nanana asa ny hikarakara ny tempoly, izay ao amin''izany, ary ireo fanatitra.
|