24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ity dia manomboka ny firaketana ny didin'i Kyrosy Mpanjaka fa nanangana indray ny tempolin'Andriamanitra tao Jerosalema ireo Jiosy.
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy Mpanjaka
|
||
|
|
||
|
Afaka ambara mazava fa voalohan'ny taona nanjakany izany. DH: "Tamin'ny taona faha-1 nanjakan'i Kyrosy Mpanjaka"
|
||
|
|
||
|
# Aoka hatsangana indray ny trano
|
||
|
|
||
|
DH: "Aoka hatsangan'ireo Jiosy indray ny trano"
|
||
|
|
||
|
# enimpolo hakiho
|
||
|
|
||
|
"60 hakiho." Mety hamadika izany amin'ny fandrefesana amin'izao ianao. DH: "fito amby roapolo metatra"
|
||
|
|
||
|
# miaraka amin'ny vato lehibe telo andalana sy hazo vaovao iray andalana
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) izany dia manoritsoritra ny fomba nananganana ny fototra. DH: "Nanamboatra izany tamin'ny vato lehibe telo sosona voafono tamin'ny hazo lehibe iray sosona" na 2) izany dia manoritsoritra ny fomba nanamboarana ny rindrina. DH: "Nanamboatra ny rindrina tamin'ny vato lehibe telo sosona izay mifanarakaraka amin'ny hazo lehibe iray sosona"
|
||
|
|
||
|
# aoka ny vidiny haloa amin'ny tranon'ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "tranon'ny mpanjaka" dia manambara ny haren'i Kyrosy Mpanjaka manokana tao amin'ny tahirim-bolam-panjakana. DH: "Haloako amin'ny vola avy amin'ny tahirim-bolam-panjakana izany"
|