plt_tn/ezr/05/12.md

20 lines
876 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny taratasy avy amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka. Mbola manohy milaza amin'ny mpanjaka izay nolazain'ireo Jodiana taminy nanomboka tao amin'ny 5:11 i Tatenay.
# rehefa nampatezitra an'ilay Andriamanitry
"nahatonga an'Andriamanitry ny lanitra ho tezitra indrindra aminay"
# natolony teo am-pelatanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona izy ireo, izay nandrava io trano io ary naka ny olona
Ny tanana dia sarinteny hilazana ny fahefana na fifehezana. Ny "Nebokadnezara" ihany koa dia manambara ny tafiny. DH: "namela an'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, sy ny tafiny mba handrava izany trano izany ary haka ny vahoaka"
# nandrava io trano io
"nanjera io trano io"
# namoaka didy hanamboarana ny tranon'Andriamanitra indray i Kyrosy
Nibaiko i Kyrosy ny mba hanamboaran'ny olona indray ny tempolin'Andriamanitra.