plt_tn/ezk/40/48.md

36 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# lavarangana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny .
# tolàm-baravaran'izany
"tolàm-baravaran'ilay trano"
# hakiho
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5.
# dimy hakiho
eo amin'ny 2,7 metatra
# efatra ambin'ny folo hakiho
eo amin'ny 7,5 metatra
# telo hakiho
eo amin'ny 1,6 metatra
# roapolo hakiho
eo amin'ny iraika ambin'ny folo metatra
# iraika ambin'ny folo hakiho
eo amin'ny enina metatra
# tsanganana
ampaham-bato izay lava sy tery avokoa ary manohana trano lehibe