plt_tn/ezk/34/14.md

44 lines
895 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany ho an'ireo mpitarik'Israely.
# fitoeram-bilony
"toerana izay afaka hihinanan'izy ireo"
# tany feno ahitra
tany izay feno bozaka sy zava-maniry.
# hiraoka
hihinana bozaka sy zava-maniry hafa
# Izaho mihitsy
Ny teny hoe "mihitsy" dia manampy manamafy. Hanao ity Andriamanitra satria tsy nanao izany araka ny tokony ho izy ireo mpiandry ondry.
# hiandry
"hamahana sy hikarakara"
# hampandry azy ireo
"hamela azy ireo handry"
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# ny very
"ireo izay very." DH: "ny ondry sy osy rehetra izay very"
# hamerina izay noroahina
DH: "hampiverina an'ireo izay nohenjehina"
# Hamehy ireo ondry tapaka
"hamono lamba manodidina ny taolan'ny ondry rehetra izay tapaka" na "hamono lamba manodidina ny ratran'ny ondry rehetra"