plt_tn/ezk/33/05.md

24 lines
498 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita.
# eo aminy ny ràny
DH: "ho fahadisoany ihany ny fahafatesany"
# hahavonjy ny ainy
"hihazona ny ainy tsy ho amin'ny fahafatesana"
# tamy ny sabatra
Ny teny hoe "sabatra" dia maneho ny tafika fahavalo.
# tonga ny sabatra ka manala ain'olona
"tonga ny sabatra ary mamono na iza na iza"
# matin'ny fahotany ihany izany olona izany
"izany olona izany dia maty nohon'ny fahotany manokana"