plt_tn/ezk/32/19.md

36 lines
754 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.
# Midìna
Tiana lazaina eto hoe midina any amin'ny Fiainan-tsy hita izy ireo. DH: "Midìna any amin'ny Fiainan-tsy hita."
# izy ireo
"Egypta sy ny tafiny"
# Ho lavo
"ho faty"
# izay matin'ny sabatra
DH: "izay novonoin'ireo fahavalo tamin'ny sabatra" na "izay maty tany an'ady"
# Efa nomena ny sabatra izy
DH: "hanafika an'i Egypta ireo fahavalo"
# hisambotra azy sy ireo vahoakany maro izy ireo
"ireo fahavalony dia hisintona an'i Egypta sy ireo mpanompony"
# ireo vahoakany maro
Ireo mety ho heviny dia 1) ireo vahoakan'i Egypt na 2) ny tafik'i Egypta.
# momban'i Egypta sy ireo mpiara-dia aminy
DH: "momban'ireo Egyptiana sy ireo izay miaraka amin'izy ireo"