32 lines
1.0 KiB
Markdown
32 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Yaveh manohy miresaka amin'i Farao.
|
||
|
|
||
|
# hampihorohoro ny fon'ny vahoaka maro Aho
|
||
|
|
||
|
DH: "ho ataoko matahotra ny fon'ny vahoaka maro" na "ho ataoko raiki-tahotra ny vahoaka maro"
|
||
|
|
||
|
# ao amin'ny tany izay tsy fantatrao
|
||
|
|
||
|
tena hampatahotra ny fomba hamotehan'i Yaveh an'i Egypta ka na ny olona ao amin'ireo tany izay tsy mbola fantatr'i Farao mihitsy aza ny momba azy dia handre ny momba izany.
|
||
|
|
||
|
# rehefa mby hitondra fahalavoana ho anao eo amin'ireo firenana
|
||
|
|
||
|
DH: "rehefa mandre momban'ny fomba namotehako anao ny firenena"
|
||
|
|
||
|
# Hanafintohina vahoaka maro mahakasika anao Aho
|
||
|
|
||
|
"hampihorohoro vahoaka maro noho izay mitranga aminao Aho"
|
||
|
|
||
|
# hangovitra amim-boninahitra ny amin'ny momba anao ireo mpanjakan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
DH: "hatahotra mafy momban'izay nitranga taminao ireo mpanjakan'izy ireo ka hangovitra izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Hangovitra noho ianao amin'ny fotoana rehetra ny tsirairay
|
||
|
|
||
|
DH: "Ny tsirairay amin'izy ireo dia hangovitra hatrany nohon'ny tahotr'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny andron'ny faharavanao
|
||
|
|
||
|
DH: "rehefa mamotika anao Aho"
|