plt_tn/ezk/31/03.md

32 lines
991 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto dia tenin'Andriamanitra amin'i Farao momban'i Asyria. Andriamanitra dia manome ny hafany amin'ny endrika fanoharana momban'ny hazo sedera lehibe.
# Indro!
DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"
# nanome alokaloka ho an'ny ala
Ireo mety ho heviny dia 1) "feno raviny ka manome aloka tsara izany" na 2) "izay nanome aloka ho an'ireo hazo hafa ao an'ala."
# avo indrindra
"tena lava be"
# ny sampany nananika ny rahona
Ireo mety ho heviny dia 1) "teny amin'ny rahona ny tendron'ilay hazo" na 2) "teny ambonin'ny rantsan'ireo hazo hafa ny tendrony"
# Rano maro no nahalava izany
"Satria feno rano ilay sedera, dia nihalava be izany"
# ny rano lalina no nahagoavana izany
"ilay rano lalina ao amin'ny tany no nampitombo be an'ilay sedera"
# satria ny lakan-dranony dia nivelatra tamin'ny hazo rehetra tao an-tsaha
"ary nikoriana avy teo amin'ireo renirano nankany amin'ireo hazo rehetra teo an-tsaha ny rano"