plt_tn/ezk/29/13.md

16 lines
365 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Farao.
# niparitahan'izy ireo
DH: "nanaparitahako azy ireo"
# Ho averiko ireo haren'i Egypta
"homeko an'i Egypta izay very taminy"
# ny faritr'i Patrosa
ny faritra atsimon'i Egypta eo anelanelan'i Delta sy ny tanin'i Kosy. Ity ihany koa dia antsoina hoe Egypta Ambony.