12 lines
580 B
Markdown
12 lines
580 B
Markdown
|
# fitaovam-piadiana
|
||
|
|
||
|
Ny teny Hebreo izay adika eto hoe "fitaovam-piadina" dia vitsy. Dikanteny vaovao maro no mandika izany amin'ity fomba ity, fa ireo dikanteny sasany dia manala izany.
|
||
|
|
||
|
# ampinga lehibe, ampinga kely, ary aroloha hanohitra anareo
|
||
|
|
||
|
Ireo fitaovana fiarovana ireo dia ampiasaina mba hanehoana an'ireo karazana miaramila samihafa any an'ady.
|
||
|
|
||
|
# Hanapaka ny oronao sy ny sofinao izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ity dia mamaritra ny sazy any Babylona ho an'ny vehivavy manambady izay miara-mandry amin'ny lehilahy izay tsy vadin'izy ireo. DH: "hanasazy anao toy ny mpijangajanga izy ireo"
|