plt_tn/ezk/16/49.md

12 lines
614 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy maneho an'ireo firenena hafa toy ny hoe havan'i Jerosalema.
# niavonavona tamin'ny fahabetsahan-kaniny, tamin'ny tsy fitandremana sy tsy firaharahiana momban'ny zava-drehetra
Yaveh dia mamaritra an'i Sodoma ho vehivavy mpanan-karena izay manana sakafo mihotra noho ny ampy ary miaina am-pilaminana.
# Tsy nanampy ireo mahantra sy ireo olona mila fanampiana izy
Ireo teny hoe "mahantra" sy hoe "mila fanampiana" dia manamafy fa ireo dia olona izay tsy afaka manampy ny tenan'izy ireo. DH: "tsy nanampy ireo olona izay tsy afaka manampy ny tenan'izy ireo izy"