plt_tn/ezk/12/11.md

8 lines
361 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# amin'ny maizina
"ny alina raha mbola maizina"
# Haparitako aminy ny haratoko ary ho tratra ao amin'ny fandriko izy
Ireo teny hoe "harato" sy "fandrika" dia nampiasaina satria ireo dia fomba samihafa hamandrihana biby. Andriamanitra dia mahafantatra izay ho ataon'ny mpitarik'i Jerosalema ary nametraka hetsika mba ho tratra izy rehefa miezaka ny hitsoaka.