plt_tn/ezk/07/10.md

24 lines
877 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely.
# Indro!
DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"
# tonga ny andro
"tonga ny andro fanasaziana anao."
# Ho avy ny fiafarana ratsy
Ity dia maneho ny antoka fa ho avy amin'Israely ny loza. DH: "Nanomboka tonga teo amin'Israely ny loza" na "nisy zavatra mahatsiravina nanomboka nitranga."
# Mandrobona ny rantsan-kazo, mitsimoka ny avonavona
"Nanomboka naniry teo amin'ny rantsan-kazo ny voninkazo ary naniry avonavona be izany." Eto ny rantsan-kazo dia maneho an'Israely na ny herisetra. Ireo mety ho heviny dia 1) "lasa niavonavona ny vahoakan'Israely" na "lasa mahery setra sy tena miavonavona ny vahoakan'Israely."
# Nitombo teo amin'ny rantsan-kazon'ny faharatsiana ny herisetra
"Ny herisetran'ny vahoaka dia nitarika azy ireo hanao zavatra ratsy maro kokoa"