plt_tn/ezk/05/07.md

32 lines
725 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Joda.
# Tompo Yaveh
Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.
# Satria ianao manahirana kokoa noho
"satria ny otanao dia ratsy kokoa noho" na "satria ianao dia maditra noho"
# izay manodidina anao
"izay manodidina anao rehetra"
# tsy nandeha tamin'ny lalàko
ny mandeha dia sarinteny ho an'ny fomba fiainan'ny olona iray. DH: "tsy niaina araka ireo lalàko" na "tsy nankato ireo lalàko"
# na niasa araka ny didiko
"na nankato ireo didiko"
# Indro!
"jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"
# Hanatanteraka fitsaràna eo afovoanao Aho
"hitsara anao amin'ny fomba isan-karazany Aho" na "hanasazy anao Aho" (UDB).