16 lines
686 B
Markdown
16 lines
686 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
|
||
|
|
||
|
# ireo mason-drojo...tamin'ny volamena tsy miharo
|
||
|
|
||
|
Ho an'ny 37:14 - 16 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:25 sy ao amin'ny 25:28..
|
||
|
|
||
|
# Voafatotra tamin'ny rafitra ireo mason-drojo
|
||
|
|
||
|
DH: "Nafatotr'i Bezalila ireo mason-drojo"
|
||
|
|
||
|
# ireo lovia, sotro, lovia jobo, sy ireo fitoeran-divay mba hampiasaina handrarahana ireo fanatitra
|
||
|
|
||
|
Ireo lovia jobo sy ireo fitoeran-divay ihany no nampiasaina mba handrarahana ireo fanatitra. DH: "lovia sy kapoaka, ary ireo siny sy ireo lovia jobo izay hampiasain'ireo mpisorona handrarahana ireo fanatitra"
|