20 lines
711 B
Markdown
20 lines
711 B
Markdown
|
# Indro
|
||
|
|
||
|
"Jereo!" na "Henoy!" na "Tandremo izay holazaiko Anao."
|
||
|
|
||
|
# Fantatro anarana ianao
|
||
|
|
||
|
Ny mahafantatra olona amin'ny anarany dia mahafantatra azy ireo tsara. DH: "Fantatro tsara ianao"
|
||
|
|
||
|
# nahita fitia teo imasoko ihany koa ianao
|
||
|
|
||
|
Io dia anisan'izay nolazain'Andriamanitra tamin'i Mosesy. DH: "Ankasitrahiko ianao" na "Mankasitraka anao Aho"
|
||
|
|
||
|
# Ankehitriny raha nahita fitia teo imasonao ary aho
|
||
|
|
||
|
Io dia anisan'izay nolazain'i Mosesy an'Andriamanitra. DH: "Ankehitriny raha ankasitrahinao aho" na "Ankehitriny raha mankasitraka ahy Ianao"
|
||
|
|
||
|
# asehoy ahy ny lalanao
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia: 1) "asehoy ahy izay hataonao amin'ny hoavy" na 2) "asehoy ahy ny fomba ahafahan'ny olona manao izay ankasitrahinao".
|