32 lines
1.3 KiB
Markdown
32 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Tsy maintsy tandremanareo tokoa ny andro Sabatan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny fankatoavana ireo fampianarany momba ny Sabata dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe mitandrina ny Sabata. DH: "Tsy maintsy mankatoa ny fampianaran'i Yaveh tokoa ianareo"
|
||
|
|
||
|
# hatramin'ny taranaky ny vahoakanareo
|
||
|
|
||
|
"amin'ny taranaky ny taranakao rehetra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:12.
|
||
|
|
||
|
# izay nanokana anareo ho Azy
|
||
|
|
||
|
Ny fifidianana olona ho Azy dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe manokana azy ireo ho Azy. DH: "izay nifidy anareo ho vahoakany"
|
||
|
|
||
|
# fa tsy maintsy raisinareo ho masina izany
|
||
|
|
||
|
DH: "fa tsy maints ataonareo ho masina izany"
|
||
|
|
||
|
# Ny olona rehetra izay mandoto izany
|
||
|
|
||
|
Ny fandraisana ny Sabata tsy amim-panajana dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe mandoto izany. DH: "Ny olona rehetra izay mandray ny Sabata tsy amim-panajana" na "Ny olona rehetra izay tsy mankatoa ireo lalàna momba ny Sabata"
|
||
|
|
||
|
# tsy maintsy ho vonoina ho faty tokoa
|
||
|
|
||
|
"tsy maintsy hovonoina tokoa". DH: "tsy maintsy vonoinao tokoa''
|
||
|
|
||
|
# tsy maintsy ho esorina amin'ny vahokany tokoa izany olona izany
|
||
|
|
||
|
Ny sarinteny hoe "hesorina" dia mety misy heviny telo farafahakeliny. 1) "Tsy ho raisin'i Yaveh ho iray amin'ny vahoakan'ny Israely intsony izy" 2) "tsy maintsy handefa azy lavitra tokoa ianao" na 3) "tsy maintsy hamono azy tokoa ianao".
|
||
|
|
||
|
# fa ny andro faha fito
|
||
|
|
||
|
"fa ny andro 7"
|