16 lines
414 B
Markdown
16 lines
414 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Aoka hosoranao
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "-nao'' dia manondro an'i Mosesy.
|
||
|
|
||
|
# fiaran'ny vavolombelona
|
||
|
|
||
|
Ny fiara dia tratra izay misy ireo didy. Io dia afaka ambara mazava ao amin'ny dikan-teny. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:31. DH: "ny tratra misy ireo didy".
|
||
|
|
||
|
# ny alitaran'ireo fanatitra dorana
|
||
|
|
||
|
"alitara izay nandorana ny fanatitra"
|