16 lines
633 B
Markdown
16 lines
633 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Alaharo ireo vato
|
||
|
|
||
|
DH: "Tsy maintsy alahatrao ireo vato"
|
||
|
|
||
|
# peratra fitomboka
|
||
|
|
||
|
Ny fitomboka dia vato voasikotra nampiasaina mba hampipetaka ny sary amin'ny tombokase savoka. Eto ny vato dia natao mifampitaingitaingina teo amin'ny peratra. Jereo ny nandikanao ny hoe "fitomboka" ao amin'ny 28:10.
|
||
|
|
||
|
# rojo volamena madio voarandrana tahaka ny tady, eo amin'ny saron-tratra
|
||
|
|
||
|
"rojo izay vita tamin'ny volamena tsy mifangaro ary narandrana tahaka ny tady". Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 28:13.
|