20 lines
714 B
Markdown
20 lines
714 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# zato hakiho
|
||
|
|
||
|
"100 hakiho". Ny iray hakiho dia 46 santimetatra.
|
||
|
|
||
|
# fefy lamba rongony fotsy madinika voatenona
|
||
|
|
||
|
"rongony fotsy madinika notenonina tsara. Io dia lamba natao tamin'ny kofehy rongony fotsy madinika izay tenonin'ny olona mba hanaovana kofehy mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:36.
|
||
|
|
||
|
# sy ny fihantonan-day rehetra amin'ny tabernakely sy ny kianja dia tsy maintsy atao amin'ny varahina
|
||
|
|
||
|
DH: "ary ataovy varahina ny fihantonan-day rehetra amin'ny tabernakely sy ny kianja"
|
||
|
|
||
|
# fihantonan-day
|
||
|
|
||
|
tapa-kazo na vy maranitra nampiasaina mba hiaro ireo tandroky ny lay amin'ny tany
|