16 lines
556 B
Markdown
16 lines
556 B
Markdown
|
# tsy maintsy manonitra
|
||
|
|
||
|
''tsy maintsy handoa biby hafa indray tokoa" na "tsy maintsy handoa biby amin'ny tompony"
|
||
|
|
||
|
# raha nofaina ilay biby
|
||
|
|
||
|
DH: "raha misy olona nanofa biby"
|
||
|
|
||
|
# honerana amin'ny hofany izany
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay nindrana biby dia tsy handoa zavatra amin'ny tompony mihoatra noho ny hofany. Io hofany io dia haloa ho solon'ilay biby. Io dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "ny vola izay naloan'ny olona nanofa ilay biby dia hanarona ny fahaverezan'ilay biby"
|
||
|
|
||
|
# hofany
|
||
|
|
||
|
"saram-panofana'' na "vola naloa mba hanofana ilay biby"
|