plt_tn/exo/21/15.md

20 lines
604 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Na iza na iza mamely ny rainy na ny reniny dia tsy maintsy hovonoina tokoa izy
DH: "Raha misy olona mamely ny rainy na ny reniny, dia tsy maintsy vonoina ho faty tokoa izy" na "Tsy maintsy vonoinao tokoa ny olona izay mamely ny rainy na ny reniny"
# tsy maintsy tokoa
''tena tsy maintsy"
# teny an-tanany
"miaraka aminy"
# aoka ho vonoina tokoa izany mpaka an-keriny izany
DH: "tsy maintsy vonoinao tokoa izany mpaka an-keriny izany"
# Na iza na iza manozona ny rainy na ny reniny dia aoka ho vonoina tokoa izy
DH: "tsy maintsy hamono ny olona izay manozona ny rainy na ny reniny tokoa ianao"