8 lines
319 B
Markdown
8 lines
319 B
Markdown
|
# Ny sakafo dia tsy maintsy hohanina ao an-trano
|
||
|
|
||
|
DH: "Ny fianakaviana Israelita dia tsy maintsy hihinana sakafo ao an-trano iray"
|
||
|
|
||
|
# ary tsy tokony hanapaka taolana amin'izany mihitsy
|
||
|
|
||
|
"aza tapahinao ny taolan'izany rehetra. "Eto ny teny hoe "izany" dia manondro ny zanak'ondry izay nohanin'ny fianakaviana Israelita.
|