16 lines
535 B
Markdown
16 lines
535 B
Markdown
|
# izany olona izany dia tsy maintsy halàna ao Israely
|
||
|
|
||
|
Ny sarinteny hoe "halàna" farafaharatsiny dia misy dikany telo. 1) "ny vahoakan'Israely dia tsy maintsy handefa azy" na 2) "tsy hihevitra azy ho iray amin'ny vahoakan'Israely intsony Aho" na 3) "tsy maintsy hamono azy ny vahoakan'Israely".
|
||
|
|
||
|
# vondrona izay atokana ho Ahy
|
||
|
|
||
|
DH: "vondrona izay natokanao ho Ahy"
|
||
|
|
||
|
# Tsy misy asa ho atao amin'izany andro izany
|
||
|
|
||
|
DH: "Tsy hiasa ianao amin'ireo andro ireo"
|
||
|
|
||
|
# Izany ihany no asa azonareo atao
|
||
|
|
||
|
DH: "Izany ihany no asa tokony ataonao"
|