16 lines
833 B
Markdown
16 lines
833 B
Markdown
|
# fampitahorana
|
||
|
|
||
|
Ny "fampitahorana" dia olona izay mitondra korontana na ratsy.
|
||
|
|
||
|
# Mandra-pahoviana io lehilahy io no ho fampitahorana ho antsika?
|
||
|
|
||
|
Manontany io fanontaniana io ireo mpanompo mba haneho an'i Farao ny fihitaran'ny faharavana tao Egypta. Io fanontaniana fampisainana io afaka adika ho fehezanteny. DH: "Tsy afaka hamela io lehilahy io mbola hitondra korontana amintsika ihany izahay!"
|
||
|
|
||
|
# Tsy mbola hitanao fa efa rava ve Egypta?
|
||
|
|
||
|
Manontany io fanontaniana io ireo mpanompon'i Farao mba haneho an'i Farao mba hitarihana an'i Farao mba hahalala izay tsy nojereny. Io fanontaniana fampisainana io afaka adika ho fehezanteny. DH: "Tokony hahalala ianao fa rava i Egypta!"
|
||
|
|
||
|
# fa efa rava Egypta
|
||
|
|
||
|
DH: "fa ireo areti-mandringana ireo dia efa nandrava an'i Egypta" na "fa ny Andriamanitr'izy ireo dia efa nandrava an'i Egypta"
|