plt_tn/exo/09/13.md

8 lines
234 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# amin'ny tenanao
Izany dia midika fa na dia i Farao aza dia haratra noho ny areti-mandringana.
# Hataoko izao mba hahafantaranao
Ny teny hoe ''izao" dia manondro ireo areti-mandringana izay vao nolazain'i Mosesy momba an'i Farao.