28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# mahay mandaha-teny
|
||
|
|
||
|
''mpiteny tena mahay''
|
||
|
|
||
|
# Miadam-piteny sy miraiki-dela aho
|
||
|
|
||
|
Ny andian-teny hoe ''miadam-piteny'' sy ''miraiki-dela'' dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny izay hoe tsy mpiteny mahay.
|
||
|
|
||
|
# miraiki-dela
|
||
|
|
||
|
Eto ny ''lela'' dia manondro fahaizan'i Mosesy miteny. DH: ''tsy mahay miteny misosa''
|
||
|
|
||
|
# Iza ilay nanamboatra ny vavan'ny olona?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanindriana fa Izy no Mpamorona izay mampiteny ny olona raha mety izany. DH: ''Izaho Yaveh dia Ilay Iray izay namorona ny vavan'ny olona sy ny fahaizana miteny!''
|
||
|
|
||
|
# Izay nanao ny olona ho moana na marenina na mahiratra na jamba?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanindriana fa Izy no Ilay Iray izay manapa-kevitra raha afaka miteny na mandre, ary raha afaka mahita izy ireo. DH: ''Izaho Yaveh no mampiteny ny olona, na mapandre, na mampahita , na ho jamba!''
|
||
|
|
||
|
# Moa tsy Izaho, Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanindriana fa Izy irery no maka ireo fanapahan-kevitra ireo. DH: Izaho, Yaveh, no Ilay izay manao izany!''
|
||
|
|
||
|
# Izaho homba ny vavanao
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe ''vava'' dia manondro ny fahaizan'i Mosesy miteny. DH: ''Hanome anao ny fahaizana miteny anao Aho''
|