16 lines
722 B
Markdown
16 lines
722 B
Markdown
|
# Taratasy no nalefa tamin'ny Jiosy rehetra
|
||
|
|
||
|
DH: "Nandefa taratasy tany amin'ny Jiosy rehetra izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# nirariana fandriam-pahalemana sy fahamarinana
|
||
|
|
||
|
DH: "Maniry an'ireo Jiosy mba handry fahalemana ary hatoky ireo Jiosy ny vahoaka"
|
||
|
|
||
|
# neken'ireo Jiosy ho an'ny tenany izany adidy izany sy ho an'ireo taranak'izy ireo
|
||
|
|
||
|
DH: "Nanaiky ireo Jiosy ary nilaza fa izy ireo sy ny taranak'izy ireo dia voatery hanakalaza ny andron'i Porima"
|
||
|
|
||
|
# naneken'izy ireo ny fotoanan'ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana
|
||
|
|
||
|
Ny fanekena ny fotoanan'ny fifadian-kanina sy fitomaniana dia sarinteny mba hilazana fa manaiky hifady hanina sy hitomany amin'ny fotoana voafaritra. DH: "Nanaiky hifady hanina sy hitomany amin'ny fotoana voafaritra"
|