plt_tn/est/08/07.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny tranon'i Hamana
Io dia maneho ny zavatra rehetra izay ananan'i Hamana. DH: "izay rehetra an'i Hamana" na "ny fananan'i Hamana rehetra"
# hazo fanantonana
Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 6:4
# Manoràta ... amin'ny anaran'ny mpanjaka
Ny fanoratana zavatra iray amin'ny anaran'ny mpanjaka dia midika fa nosoratana teo ambany fahefany izany, na nosoratana ho solontenany izany.
# Fa ny didy ... ny peratry ny mpanjaka dia tsy afaka foanana.
DH: "Fa tsy misy afaka manafoana ... ny peratra"
# Fa ny didy ... ny peratry ny mpanjaka dia tsy afaka foanana.
Ny fampahafantarana eo anelanelan'ny teny hoe "didy" sy "foanana" dia milaza ny antony tsy ahafahan'ny mpanjaka manafoana ny didin'i Hamana. Afaka atao mazava ihany koa izany amin'ny fampiasana ny teny "satria". DH: "Fa tsy afaka ny hanafoana ny didy izay efa voasoratra aho satria nosoratana tamin'ny anaran'ny mpanjaka ary nisy tombokasen'ny mpanjaka izany"
# didy izay efa voasoratra tamin'ny anaran'ny mpanjaka
Ny fanoratana zavatra iray amin'ny anaran'ny mpanjaka dia midika fa nosoratana teo ambany fahefany izany, na nosoratana ho solontenany izany.