plt_tn/est/07/09.md

12 lines
476 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Harbona
Izany dia naran-dehilahy.
# hazo fanantonana dimampolo hakiho
Azonao hadika amin'ny fandrefesana moderina izany "50 hakiho" izany. Ataovy dika mitovy amin'ilay fehezanteny tao amin'ny 5:14 izany. DH: "roa amby roapolo metatra ny haavony"
# Avy eo dia lefy ny fahatezeran'ny mpanjaka
Ny fahatezeran'ny mpanjaka dia resahina toy ny hoe afo izay lasa miha kely. DH: "avy eo dia niha nihena ny hatezeran'ny mpanjaka" na "tsy dia tezitra intsony ny mpanjaka avy eo"