plt_tn/est/04/01.md

20 lines
552 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fantatr'i Mordekay izay efa vita rehetra
"nahafantatra ny momban' ireo taratasy"
# norovitiny ny akanjony ka nitafy lamba fisaonana sady nihoson-davenona
Izany fihetsika izany fanehoana alahelo lehibe. DH: "norovitiny ny akanjony ka nitafy lamba fisaonana sy nihoson-davenona mba hampisehoany ny alahelony"
# faritany
Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1 izany.
# nisy fisaonana lehibe teo amin'ireo Jiosy
"nisaona tanteraka ireo Jiosy"
# nandry teo amin'ny lamba fisaonana aman-davenona
"nanao lamba fisaonana ary nipetraka teo amin'ny lavenona"