plt_tn/est/01/19.md

24 lines
962 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy namaly ny mpanjaka i Memokana
# Raha ankasitrahan'ny mpanjaka izany, ... avy any aminy, ary aoka ho voasoratra ao amin'ny lalànan'i Persianina sy Medianina, izay tsy azo foanana, fa Vasty dia tsy mahazo mankeo anoloany intsony. Aoka homen'ny mpanjaka ho an'ny vehivavy izay tsara noho izy ny toerana maha-mpanjaka azy. 20Rehefa voatory manerana ny fanjakana midadasika izany didin'ny mpanjaka izany
DH: "Raha mety amin'ny mpanjaka ... eo anatrehanareo ... avy aminareo ... Raiso re ... ny lalànareo ... ny fanjakana midadasika anao"
# izay tsy azo foanana,
DH: "izay tsy azon'iza na iza ovaina
# Rehefa voatory manerana ny fanjakana midadasika izany didin'ny mpanjaka izany
DH: "Rehefa nandre ny didin'ny mpanjaka izy ireo" na "rehefa izay nodidinao izy ireo"
# midadasika
"lehibe" na "midadasika"
# manomboka amin'ny lehibe indrindra ka hatramin'ny madinika indrindra
Izany dia manondro ireo sokajin'olona