plt_tn/eph/06/19.md

24 lines
993 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Amin'ny famaranany, Paoly dia managatana azy ireo mba hivavaka ho an'ny fahasahiany amin'ny fitoriana ny filazantsara raha any am-pigadrana izy ary milaza fa maniraka an'i Tykiko hampahery azy ireo.
# mba hisy hafatra homena ahy
DH: "mba mety hanome ahy ny teny Andriamanitra" na "mba mety hanome ahy ny hafatra Andriamanitra"
# rehefa manokatra ny vavako aho. Mivavaha mba afahako mampahafantatra amin'ny fahasahiana
"rehefa miteny aho. Mivavaha mba hanazava am-pahasahiana aho"
# manokatra ny vavako
''miteny''
# Ho an'ny filazantsara no maha-ambasadaoro voafatotra amin'ny gadra ahy
"Aty am-ponja aho izao satria ambasadaoron'ny filazantsara''
# mba afahako manambara izany am-pahasahiana, raha tsy maintsy hiteny aho
DH: ''noho izany mivavaha mba na oviana na oviana hampianarako ny filazantsara, dia hiteny izany am-pahasahiana aho raha tokony hiteny'' na ''mivavaha mba afakaho mitory ny filazantsara am-pahasahiana raha tokony hiteny aho''