plt_tn/eph/02/13.md

52 lines
1.9 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa ankehitriny ao amin'i Kritsy Jesosy
Paoly manao fifanoherana eo amin'ireo Efesiana talohan'ny ninoan'izy ireo an'i Kristy sy taorian'ny ninoan'izy ireo an'i Kristy.
# ianareo izay lavitra an'Andriamanitra taloha dia nampanakaikezina tamin'ny ràn'i Kristy
Nohon'ny fahotan'ireo mpino, dia tafasaraka tamin'Andriamanitra izy ireo. Na izany aza, ankehitriny Jesosy dia nitondra azy ireo ho akaikin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny ràny.
# tamin'ny ràn'i Kristy
DH: ''tamin'ny fahafatesan'i kristy'' na ''rehefa maty ho antsika Kristy''
# Izy no fihavanantsika
''Jesosy manome antsika ny fihavanany''
# Izy no nahatonga ny roa ho iray
''nataony ho iray ireo Jiosy sy Jentilisa''
# Tamin'ny nofony
'''tamin'ny fahafatesan'ny vatany teo amin'ny hazofijaliana''
# ny rindrin'ny fanoherana
''rindrin'ny fankahalana''
# izay nampizarazara antsika
Ny teny hoe ''antsika'' dia maneho an'i Paoly sy ireo Efesiana. Ireo Jentilisa dia tafasaraka tamin'ireo Jiosy. DH: ''izay nampisaraka antsika Jiosy sy Jentilisa tamin'ny tsirairay''
# nofoanany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika
Ny ràn'i Jesosy dia nanome fahafaham-po ny lalàn'i Mosesy mba ho afaka miaina am-piadanana ao amin' Andriamanitra ireo Jiosy sy Jentilisa.
# ao Aminy
Izany dia fikambanana ao amin'i Kristy izay mampisy fampihavanana eo amin'ireo Jiosy sy Jentilisa.
# Kristy dia mampihavana ny vahoaka roa tonta
''kristy dia mitondra ireo Jiosy sy Jentilisa miaraka ao amin'ny fihavanana''
# amin'ny alalan'ny hazofijaliana
Eto ny hazofijaliana dia maneho ny fahafatesan'i Kristy eo amin'ny hazofijaliana.
# ka mamono ny fanoherana
Ny fanajanonana ny fifanoheran'izy ireo dia resahana toy ny hoe novonoiny ny fifanoheran'izy ireo. Tamin'ny fahafatesana teo amin'ny hazofijaliana dia nofoanan'i Jesosy ny antony nifanoheran'ireo Jiosy sy Jentilisa teo amin'izy ireo. DH: ''nanajanona ny fifankahalan'izy ireo''