plt_tn/ecc/07/05.md

12 lines
340 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teny mafin'ny hendry
D.H: "rehefa manamafy anao ny olona hendry"
# mihaino ny hiran'ireo adala
D.H: "mihaino ny hiran'ireo adala"
# tahaka ny fikarepok'ireo tandroka mirehitra ambany vilany, dia toy izany koa ny fihomehin'ireo adala.
Ny "ny fihomehin'ireo adala" dia nampitahana amin'ny fandoroana tandroka mafy saingy may faingana.