plt_tn/ecc/05/18.md

16 lines
476 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Indro
"mitandrina" na "mihaino tsara"
# izay efa hitako ho tsara sy mety
Ny teny "tsara" sy "mety" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny fanamafisana faha roa dia midika an'ilay voaloha. D.H: "izay efa hitako amin'ny zavatra tsara ho atao."
# mandritry ity androm-piainana izay nomen'Andriamanitra antsika ity
D.H: ""raha mamela antsika hiaina Andrimanitra"
# anjaran'ny olona.
Mety midika 1) "valisoa an'olona" na 2) "fanomezan'ny olona amin'ny fianana."